|
|
|
|

Teny iditra1  Ratsimbazafy Gilbert
Singan-teny  2 Ratsimbazafy
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 mpanoratra tantara foronina sy mpanao tononkalo, anisan' ny tonian' ny revio Fampitaha. [2.313]
Voambolana  5  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  6  1958 Ny veloma izay napetrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07